• Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Sport.Fanatanjahantena iraisam-pirenena Voafidy ho filohan’ny CIGEPS i Rosa Rakotozafy

Lany ho filohan’ny CIGEPS na ny komity iombonana momba ny fanabeazana ara-batana sy fanatanjahantena eo anivon’ny Unesco na CIGEPS I Rosa Rakotozafy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Oktobra 2020
Sport.Savorovorom-baolina Tsy hihaona indray i Madagasikara sy Ghana

Namoaka fampitam-baovao ofisialy ny federasionin’ny baolina kitra Ganeanina, fa hisy ny lalao ara-pirahalahiana hifanandrinan’ny Black Star ekipam-pirenen’izy ireo amin’i Qatar izay handray ny fiadiana ny tompondaka eran-tany ny 12 oktobra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Sport.Tiana Ranaivoson “Efa votsotra taloha ny fihaonan’i Madagasikara sy Ghana”

Tsotra be ny tokony atao amin’ny fikarakarana lalao fanomanana toy io mampisavoritaka eo amin’ny resaka Barea ankehitriny io, hoy ny mpandrindra ankapoben’ny fikambanana Alefa Barea, Tiana Ranaivoson.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Sport.Tiana Ranaivoson “Efa votsotra taloha ny fihaonan’i Madagasikara sy Ghana”

Tsotra be ny tokony atao amin’ny fikarakarana lalao fanomanana toy io mampisavoritaka eo amin’ny resaka Barea ankehitriny io, hoy ny mpandrindra ankapoben’ny fikambanana Alefa Barea, Tiana Ranaivoson.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Sport.Raharaha Barea Raharaham-panjakana io, hoy ny FMF

Raharaham-panjakana mihitsy, hoy ny filohan’ny komity mpanatanteraka eo anivon’ny federasionina Malagasin’ny baolina kitra, Alfred Randriamanampisoa, ny raharaha Barea.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Sport.Fikambanana K2HB “Aza maika ny hanolo ny filohan’ny FMF …”

Samy te ahita an’i Madagasikara any amin’ny sehatra ambonimbony isika, hoy ry zareo avy eo anivon’ny fikambanana misehatra eo amin’ny baolina kitra, K2HB, raha Barea no resaka.

Hamaky ny tohiny
FTT