- Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Sport.Ligue des Champions Nobatain’ny Bayern ny amboara
Norombahan’ny Bayern Munich fanin’eniny ny ambaoran’ny Ligue des Champions any Eoropa.1 no 0 no isa nisarahana tany Lisbonne omaly, tena nanezaka ny PSG saingy hita ihany hoe mbola zazavao amin’ny lalao famaranana avo lenta; tsikaritra ho nikaviavia sy tsy nahetsika firy ry Neymar, Mbappé sy Di Maria;
Hamaky ny tohiny