• Talata 30 Jona 2020
Sport.Rakotomalala Cyrelle Mario Antenaina hampivoatra ny basket 3x3 any Alaotra Mangoro

Mbola tanora kanefa dia efa manana vokatra tsara teo amin'ny fitantanana ny ekipana basikety amin'ny maha-mpanazatra azy eo amin’ity taranja ity i Mario

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jona 2020
Sport.Malagasy Rugby Nahatsiaro manokana an’ireo mpilalao

Nanoloatra fanampiana andiany faharoa nahitana vary, paty, ronono, tsaramaso, sira menaka ary siramamy, hiatrehana ny fihiboana, hoan’ireo mpilalao ao amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jona 2020
Sport.Rakotomamony Irintsoa Masoivohon’ny hetsika « Football for Friendship »

Rakotomamonjy Irintsoa, zazavavy Malagasy 14 taona, dia anisan’ireo ankizy masoivohon’ny hetsika « Football for Friendship ».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2020
Sport.Ambatondrazaka Vita hatrany amin’ny 50% ny kianja manarapenitra

Araka ny vaovao voaray avy any an-toerana dia efa vita hatrany amin’ny 50 % any ho any ny fanamboarana ny kianja Rasolonjatovo ao Ambatondrazaka ho lasa kianja manara-penitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2020
Sport.Andaboly Toliara Miandry ny « tapis » sentetika ny kianja Maître Kira

Raha ny vaovao voaray avy any amin’ny tompon’andraikitry ny baolina kitra any an-toerana dia ny « tapis »

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2020
Sport.Baolina kitra « Ligue 1 » any Frantsa Mitombo ny isan’ireo voan’ny Covid-19

Nanambara ny tompon’andraikitra ao amin’ny klioba TFC Frantsay, tamin’ny talata 23 jona teo fa mpilalao miisa 4 no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina covid-19

Hamaky ny tohiny
FTT