• Alarobia 01 Septambra 2021
Sport.Barean’i Madagasikara Feno ny mpilalao, vonona tsara ny ekipa

Feno ny mpilalao Malagasy hiatrika ny lalao goavana rahampitso. Efa eto an-tanindrazana avokoa ny 28 tamin’ireo mpilalao 30 nantsoin’ny mpanazatra Eric Rabesandratana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Septambra 2021
Sport.Ministeran’ny fanatanjahantena Nanampy trotraka ny vava be nataon’ny Filoha

Taorian’ny Filoham-pirenena, nanenjika mafy ny FMF ihany koa ny Ministeran’ny fanatanjahantena omaly tamin’ny alalan’ny fanambarana an-tsoratra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Aogositra 2021
Sport.Mpanazatra Eric Rabe “Banga an’i Morel sy Marco isika, saingy ambony ny moraly”

Nigadona teto an-tanindrazana omaly ireo andiany voalohany tamin’ny Mpilalaon’ny Barea notarihin’ny mpanazatra Eric Rabesandratana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Aogositra 2021
Sport.Fitokanana kianja nahemotra Norahonan-dRajoelina mafy ny FMF

“Misy ny indro kely satria ny zava-dehibe nanaovantsika io Kianja Barea io, dia noho ireto ekipa nasionaly ireto izay nitondra antsika lavitra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Aogositra 2021
Sport.Madagasikara≠Bénin Mety hivantana amin’ny TVM ihany ny lalao

Nambaran’ny pejim-baovao iray omaly, fa afaka ny hijey mivantana ny lalaon’ny Ekipam-pirenena Malagasy sy ny Ecureuils-n’i Bénin ny vahoaka Malagasy ny 2 septambra lasa teo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Aogositra 2021
Sport.Raoul – Filohan’ny FMF “Ny tantara no hitsara…”

“Mahay sy mahalala ny asany daholo ny mpiara-miasa eo anivon’ny FMF. Ny fitiavana no mibaiko miaraka amin’ny feon’ny fieritreretana ka sarotro ny hino fa misakana ny fandrosoan’ny baolina kitra Malagasy izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT