• Alatsinainy 15 Novambra 2021
Sport.Mahamasina Nanondrana indray ny mpijery baolina

Nisehoana toe-javatra mahamenatra indray tetsy amin’ny Kianjan’i Mahamasina omaly, taorian’ny lalaon’ny Barean’i Madagasikara sy ny Tafa Stars Tanzanianina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Novambra 2021
Sport.Rugby vehivavy, divizionina faharoa Nampiseho hery ny oniversiten’Antananarivo

Nampiseho hery ny oniversiten’Antananarivo na ASUT ny sabotsy teo nandritry ny fiadiana izay ho tompondakan’i Madagasikara teo amin’ny taranja Rugby, sokajy vehivavy, divizionina faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Novambra 2021
Sport.Barean’i Madagasikara Ahafahana manatsara sy maka lesona ny vita

Nisaraka ady sahala 1-1 ny Barean’I Madagasikara sy ny Taifa Stars Tanzanianina omaly tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Novambra 2021
Sport.Resy indray ny Barea Lesoka hatrany ny famonoam-baolina

Tapitra tanteraka omaly 11 novambra ny herijika amin’ity fifanintsanana handehanana any “Qatar 2022” ho an’ny ekipam-pirenena Malagasy amin’ny baolina kitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Novambra 2021
Sport.Hiakatra kianja ny Barea Ao anatin’ny heriny ny mpilalao rehetra

Ora sisa isaina, dia ho raikitra ny fifandonan’ny Barean’I Madagasikara amin’ny Ecureuils Béninois ao amin’ny Kianja Amitié Général Mathieu Kérékou anio alakamisy 11 novambra 2021 amin’ny 5ora hariva any an-toerana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Novambra 2021
Sport.Hilalao ny Barea anio Ry FMF mianakavy mifanongana

Ora maromaro mialohan’ny hiatrehan’ny Barea lalao any Bénin anio sy ny fifanandrinana amin’i Tanzanie ny alahady

Hamaky ny tohiny
FTT