- Talata 31 Aogositra 2021
Sport.Baolina kitra Malagasy Simbain’ny politika sy hambom-po diso toerana
Tena tsara ny fanandratana avo ny voninahim-pirenena amin’ny alalan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena.
Hamaky ny tohinyTena tsara ny fanandratana avo ny voninahim-pirenena amin’ny alalan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena.
Hamaky ny tohinyAzo lazaina ho anatin’ny heriny tsara amin’izao fotoana izao ny ao afovoan’ny kianjan’ny Barean’i Madagasikara ao, raha ny tombana momba ny aavo teknikan’ireo mpilalao voaray hatreto.
Hamaky ny tohinyTokony hanaiky ary hanaja ny fanapahan-kevitry ny CAF, raha tsy manaiky ny hahafahan’ny mpijery manatrika ny lalao etsy Mahamasina izy ireo, hoy ny tompon’andraikitra ara-panjakana.
Hamaky ny tohinyMazava ny fanambaran’ny avy eo anivon’ny kaonfederasionina afrikanin’ny baolina kitra na CAF fa tsy azo hatrehina izany ny lalao izay hihaonan’ny
Hamaky ny tohinyNifarana ny sabotsy 28 aogositra lasa teo ny “Jeux de Melaky” andiany faha-32 notanterahina tany Maintirano. Tsy toy ny tamin’ny fanokafana tamin’ny 20 aogositra,
Hamaky ny tohinyMba tsy hilazana intsony hoe ratsy ny fanomanana ny fihaonan’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra amin’ny “Ecureuil”
Hamaky ny tohiny