- Alarobia 10 Novambra 2021
Sport.Yannick Pandor Tsy afaka ho any Cotonou hiaraka amin’ny Barea
Olana eo amin’ny lafiny taratasy, raha ny fampitam-baovao voaray omaly, no antony maha tsy afaka an’ilay mpiandry tsatoby eo anivon’ny ekipam-pirenena Malagasin’ny baolina kitra vaovao,
Hamaky ny tohiny
