• Zoma 08 Oktobra 2021
Sport.Eric Rabesandratana « Nitanila ny mpitsara, nivoatra isika na resy aza »

Naneho hevitra avy hatrany mikasika ny lalaon’ny Barean’i Madagasikara sy RD Congo ny mpanazatra Eric Rabesandratana taorian’ny lalao omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Oktobra 2021
Sport.FMF mifanongana Miditra anaty krizy ny baolina kitra

Miditra anaty krizy lalina tanteraka ny baolina kitra. Mifanongana ny samy mpitantana, ary tena mifamotika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Oktobra 2021
Sport.Coach Eric Rabesandratana “Manam-paniriana handresy isika, saingy…”

Nandritra ny valan-dresaka tamin’ny mpanao mpanao gazety tany Kinshasa omaly no niresahan’ny mpanazatra Eric Rabesandratana ny fahitany ny lalao izay

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Oktobra 2021
Sport.Fifandonana amin’i RDC Barea miisa 9 nanao CAN 2019 sisa tavela

Mpilalao Malagasy miisa 9 tamin'ireo 23 tao anaty lisitry ny lalao am-pahavalon-dalan'ny CAN 2019 nifandonana tamin'ny RD Congo ny 7 jolay 2019 no nihazo an'i Kinsasha dia i Melvin Adrien, Bapasy Razakanantenaina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Oktobra 2021
Sport.Barean’i Madagasikara Lasibatry ny petatoko indray

Tsy afa-niainga teto Madagasikara ny alin’ny alatsinainy hifoha omaly talata tamin’ny 12ora sy sasany tany ho any, araka ny fandaharam-potoana nampahafantarina ny Barean’I Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Septambra 2021
Sport.Fanohanana ny tanora ao Mahereza Fanamiana miisa 150 sy baolina 13 no natolotra

Ho fanohanana ny tanora amin’ny fanatanjahantena dia notoloran’ny Kaominin’i Mahereza fanamiana na « maillots » miisa 150 sy baolina miisa 13 ireo tanora manerana ny Fokontany miisa 7

Hamaky ny tohiny
FTT