• Zoma 24 Jona 2022
Sport.Baolina kitra manerantany Nihemotra indray ny Barea

Miverina miandalana amin’ny heriny taloha ankehitriny ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Jona 2022
Sport.Tanoran’i Talatamaty Tena mamiratra amin’ny taranja tsipy kanetibe

Tena manana tanora mamiratra amin’ny taranja tsipy kanetibe ny kaominina Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Jona 2022
Sport.Tanoran’i Talatamaty Tena mamiratra amin’ny taranja tsipy kanetibe

Tena manana tanora mamiratra amin’ny taranja tsipy kanetibe ny kaominina Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jona 2022
Sport.Group JCR Nitondra tohana ho an’ny Barea U23

Naneho ny fahavononany amin’ny fanohanana ny taranja baolina kitra omaly ny vondrona JCR. Teny amin’ny Green club Vontovorona no nanaovana ny lanonana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Jona 2022
Sport.BAREA Mila mandresy in-telo amin’ny lalao efatra

Faharesena iray, ary ady sahala iray! Io aloha no vokatra azon’ny Barean’i Madagasikara tamin’ireo lalao roa amin’ny fifanintsanan’ny CAN 2023 hatao any Côte d’Ivoire. Nisaraka 1-1 nanoloana ny Palancas Negras ekipam-pirenena

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Jona 2022
Sport.Faneva Ima Nidera manokana an’i Mamy Gérvais sy Paulin

Nomen’i Faneva Ima Kapitenin’ny Barean’i Madagasikara teo aloha toraka voninkazo manokana ireo mpilalao mirahalahy isan’ny efa tranainy ao anatin’ny Ekipam-pirenena taorian’ny lalao nifanandrinana tamin’i Angola tetsy

Hamaky ny tohiny
FTT