Sport

Coupe de la Confédération CAF Tafita amin’ny fihodinana faharoa ny Elgeco


  • Alatsinainy 19 Septambra 2022

Tafiakatra amin'ny fihodinana faharoa sady farany mialohan'ny hidirana amin'ny lalaom-bondrona amin’ny “Coupe de la Confédération CAF 2022-2023” ny Elgeco Plus, solontena Malagasy Elgeco Plus.

Taorian’ny lalao mandroso 1-1 nanoloana an’I PWD de Bamenda avy any Cameroun tany amin’ny kianjan’I Bafoussam Stade Omnisports, nandresy 1-0 ny Malagasy omaly tetsy amin’ny Kianjan’ny Barea Mahamasina, baolina tafiditr’I Feno teo amin’ny minitra faha-34. Marumo Gallants FC avy ao Afrika Atsimo no hifandona amin'ny Elgeco Plus amin’ny dingana farany. Ny 7-9 oktobra 2022 ny lalao mandroso eto Mahamasina, ny 14-16 oktobra 2022 lalao miverina any Afrika Atsimo.

Toky R


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT