- Zoma 26 Aogositra 2022
Sport.Siteny Randrianasoloniaiko « Ny Olombelona aloha »
Tonga nanolotra fanampiana 10 tapitrisa Ariary ho an’ny Maki vehivavy ny filohan’ny komity olaimpika Malagasy, Siteny Randrianasoloniaiko, sy ny komity olaimpika Malagasy omaly.
Hamaky ny tohiny
