Sport

Madagasikara Anisan’ireo firenena 5 voalohany tafakatra CHAN 2023


  • Alatsinainy 05 Septambra 2022

Isan’ireo firenena miisa 5 voalohany efa fantatra fa tafakatra hiatrika ny CHAN 2023 na ny tompondakan’I Afrika ho

an’ny mpilalao anatiny eo amin’ny taranja baolina kitra hataony 8 janoary 2023 ka hatraminy 31 janoary 2023 izao ny ekipam-pirenena malagasy na ny Barean’I Madagasikara. Isan’ny tafakatra niaraka amintsika koa I Mauritania, Soudan, Guinea, Alzeria izay mpampiantrano moa. Isany nanaitra indrindra ny nihintsanan’i Senegal ny zoma teo nanoloana an'I Guinea. Efa azontsika aloha iny ny tapakilantsika ka dia any Alzeria izany no mifankahita.
J. Mirija 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT