- Alakamisy 02 Jona 2022
Sport.Fanomanana kitoatoa Nandohalika indray ny Barea
Ratsy fanombohana, nomontsanin’ny Black Stars-n’i Ghana tamin’ny isa mavesatra 3-0 ny Barean’i Madagasikara omaly tamin’ny lalao voalohany amin’ny fifanintsananana hiakarana amin’ny CAN 2023.
Hamaky ny tohiny
