• Zoma 29 Jolay 2022
Sport.Atleta Malagasy nifaninana tany ivelany “50 Euros no mba vatsy 1 volana sy tapany”

Nampita fitarainana ny mpivady nandray solontena malagasy nandray anjara tamina fifaninanana hazakazaka lavitra ezaka tany Grenoble, Frantsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2022
Sport.Kung-fu Wisa Hahatsiaro ireo maritiorany

Ny faran'ny herinandro teo no fitsidihim-paritra faha 6 nataon'ny federasionina malagasin’ny Kung-fu Wisa izay notarihin'i Grand Maître Avoko.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2022
Sport.Baolina lavalava – seksionina Antananarivo renivohitra Kandida i Herilala Andrianaivo

Manoloana ny fanovana rafitra eo anivon’ny taranja baolina lavalava izay ialohavana fifidianana dia nanapa-kevitra hilatsaka ho filohan’ny seksionina Antananarivo renivohitra eo amin’izay taranja izay ny tenako,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2022
Sport.Tompondakan’i Afrika amin’ny fampiadiana sandry Nitondra medaly miisa 5 nody ny malagasy

Nitondra medaly miisa 5 nody ny malagasy hany nandray anjara tamin’ny tompondakan’I Afrika amin’ny fampiadiana sandry na ‘’Bras de fer” andiany faha 11, raha ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2022
Sport.Fifanintsanan’ny CHAN Resin’i Madagasikara 1-0 i Seychelles

Nihiratra kely indray ny masoandron’ny ekipam-pirenena eo amin’ny sehatry ny baolina kitra na ny Barean’i Madagasikara taorian’ny vokatra ratsy maro nisesisesy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2022
Sport.Judo -70 kg , tompondakan’i Afrika Norombahin’i Laura Rasoanaivo ny medaly volamena

Nisongadina sy namiratra indray ny Malagasy ho an’ny lafiny fanatanjahantena, taranja tolona na “judo” nandritra ny fifaninanana tompondakan’i Afrika.

Hamaky ny tohiny
FTT