- Alakamisy 21 Jolay 2022
Sport.Barea CHAN Matihanina ireo voafantina
Azo lazaina ho matihanina ireo mpilalao voafantina hiatrika ny fifanintsanana ahazoana ny tapakila hihatrehana ny CHAN 2023,
Hamaky ny tohinyAzo lazaina ho matihanina ireo mpilalao voafantina hiatrika ny fifanintsanana ahazoana ny tapakila hihatrehana ny CHAN 2023,
Hamaky ny tohinyHaiady mampitambatra ny moraingy avy avaratra andrefana sy ny ringa, izay ady totohondry avy any atsimo atsinanana ary ny diamanga avy eto Antananarivo ny atao hoe Moridima,
Hamaky ny tohinyMbola manjavozavo hatreto ny dian’ny Barean’i Madagasikara hiatrika ny “Coupe de l’Association des confédérations de l’Afrique de l’Est”
Hamaky ny tohinyMisaona indray ny sehatry ny baolina kitra Malagasy. Nodimandry teo amin’ny faha-21 taonany ny alatsinainy teo i Sebastien Daniel Ralandiranto,
Hamaky ny tohinyTonga omaly maraina teny Ivato ireo katitakely latsaky ny 13 taona na U 13 ao amin’ny klioban’ny baolina kitra Malagasy, Elgeco plus,
Hamaky ny tohinyNiady dia niady ny lalao famaranana ny Champions league Atsimondrano izay notohizana ny alahady teo noho ny olana ara-toetr’andro tamin’ny herinandro.
Hamaky ny tohiny