Sport

Fiatrehana ny Mondial 2022 Vata fahitalavitra marika maro indray no hivoaka


  • Alakamisy 20 Oktobra 2022

Fetibe an ' ny lalao baolina kitra manerantany afaka 2 volana mandritra ny fiadiana ny amboara eran-tany hatao any Qatar.

Hiatrika amim-pifaliana izany ihany koa isika amin' ny alalan' ilay marika « Hisense », izay mpanohana ny « Mondial de Football 2022 » atsy Qatar. Ho an’ireo tranom-barotra mpivarotra kojakoja elektronika eto amintsika dia maro ireo efa mivonona amin’izany. Anisan’ireny ny tranombarotra « Baolai » izay masoivohon’ity marika ity ofisialy eto Madagasikara efa ho 12 taona lasa izao. « Maro ny entana 1er choix amin' ny vidiny mirary ao amin’izy ireo izay hita etsy Soarano sy Analakely. Ao ny Laser Tv samihafa misy hatramin' ny 120" - Smart tv sy télé led misy manomboka 32" hatramin' ny 85" ( misy antoka 1 taona daholo), congélateur izay maharitra 135 ora ary tsy atahorana amin’ ny delestazy. Eo koa ireo climatiseur isan-karazany, machine à café, panneaux solaires mono sy polychristalline, subwoofer, four à gaz sy électrique, Smartphone, table de mixage, synthétiseur, machine à laver, réfrigérateur, … » izay hitsenana ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona ho avy io ihany koa.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT