- Zoma 12 Aogositra 2022
Sport.Afrobasket U18 Tsy nitsanga-menatra ny vehivavy, vonon-kandresy ny lehilahy
Nifarana teo amin’ny dingan’ny manasa-dàlana ny làlan’ny Ankoay vehivavy amin’ny fiadiana ny tompondakan’I Afrika ho an’ny taranja basikety sokajy latsaky ny 18 taona na “Afrobasket U18”.
Hamaky ny tohiny
