- Zoma 10 Febroary 2023
Sport.Koloina Razafindranaivo na Rakool Ny 14 febroary no hanomboka fiainana vaovao
Ny 14 febroary izao no higadona ao amin’ny seranam-piaramanidina iraisampirenen’i Hawari Boumediin, ao Alger, Alzeria,
Hamaky ny tohinyNy 14 febroary izao no higadona ao amin’ny seranam-piaramanidina iraisampirenen’i Hawari Boumediin, ao Alger, Alzeria,
Hamaky ny tohinyTena tsara ny fiarahan'i Miotisoa Rasendra sy ilay avy any Bénin Gloriana Nahum.
Hamaky ny tohinyFeno 15 taona ankehitriny ny klioban’ny baolina kitra sady toeram-panofanana momba izany eto Antananarivo dia ny FC Tana.
Hamaky ny tohinyNoraisina tamin’ny fomba manetriketrika tahaka ny maherifo ireo mpilalao 3 mirahalahy isan’ny nandrafitra ny Barea CHAN tany Algérie dia i Koloina Razafindranaivo na Rakool,
Hamaky ny tohinyHiatrika in-droa miantaona an’i Centrafrique ny Barea zokiny ny volana martsa ho avy izao. Asa na mbola tena ao am-po ny Malagasy tsirairay ny zava-bita tany Alzeria
Hamaky ny tohinyMalagasy avokoa ireo irakiraka mpanafika na “milieux offensifs’’ voafidy ho mpilalao mendriky ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja baolina kitra natao tatsy Alzeria farany teo na CHAN 2022,
Hamaky ny tohiny