• Alarobia 08 Febroary 2023
Sport.Raikitra ny Pro League Sambany handray ny fifaninanana i Port Bergé

Raikitra indray ny Pro League ny faran'ny herinandro izao. Faran'ny herinandro hiavaka satria sambany mba handray fifaninanana i Port Bergé.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Febroary 2023
Sport.Tennis - Tompondakan'ny Afrika U18 Tafita amin’ny ampahavalon-dalana i Miotisoa

Mandray anjara amin'ny fiadiana ny ho tompondakan'i Afrika eo amin'ny tennis latsaky ny 18 taona i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Febroary 2023
Sport.Baolina kitra - CAN 2023 Any amin’i Dupuis indray izao ny maso

Nahavita nihoatra ny fanamby nataony iny ny mpanazatra ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra tsy niantsoana mpila ravinahitra na ireo Barea nanao CHAN, Romuald Rakotondrabe na Rôrô.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Febroary 2023
Sport.Kianja Barea - Mahamasina Misy antony tsy mazava ny tsy fahafehezana ny tekinolojia

Tsy vao farany teo no nahenoana hoe tsy mandeha ny jirobe sasany tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2023
Sport.Fandraisana ny Barea tetsy Mahamasina Nafarana mafy ireo ray aman-deny nitondra zaza

Vahoaka maro be omaly folakandro no tazana tetsy Mahamasina nitsena ny ekipam-pirenena Barea avy nifaninana tany amin’ny CHAN tany Alzeria.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2023
Sport.Nafana ny fandraisana ny BAREA Andrasana ilay « prime » nampanantenaina

Tonga omaly ny Barea ary notsenaina tamin'ny fomba makotrokotroka nanomboka teny Ivato ka hatrany amin'ny kianja ben'ny Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
FTT