Sport

Razafindrabe Rajo Lasa any Montlouis FC - National 3 any Frantsa


  • Alakamisy 09 Martsa 2023

Lasa mpilalaon'ny Montlouis FC any France i Razafindrabe Rajo na i Berajo. Asa na hoe rehefa any an-dafy dia tsara

fa raha ity aloha dia tsy dia azo lazaina hoe nahavoa i Berajo. National 3 mantsy no misy ity klioba ity izany hoe diviziona fahaenina any Frantsa. Dia tena tsy nahita afatsy ity ve ho an'i Berajo izay tena andrarezin'ny Barea CHAN na dia mbola manamboatra kely aza izy amin'ny tolotra. Ny tsy azo lavina dia ny hoe mahazo tombony amin'izao fifindranana izao ny filoha Lova Ramisamanana sy ny JET Kintana satria ny mety ho tranga dia mety ity taom-pilalaovana ity ihany no mijanona ao ity gonan'Ambato ity.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT