- Alarobia 15 Martsa 2023
Sport.Tsipy Kanetibe Hisokatra ny taom-pilalaovana
Hiverina eny kianja ihany ny kanetibe na dia mbola tsy nivaha aza ny olana mikasika ny sazy nataon'ny Federasiona iraisam-pirenena.
Hamaky ny tohinyHiverina eny kianja ihany ny kanetibe na dia mbola tsy nivaha aza ny olana mikasika ny sazy nataon'ny Federasiona iraisam-pirenena.
Hamaky ny tohinyNahita lalao niady ny mponina ao Toliara nandritry ny fihaonan'ny 3FB sy Dato omaly tao amin'ny kianja Maître Kira.
Hamaky ny tohinyNotanterahina ny 10 martsa teo tany amin’ny Ivon-toeram-piofanana Barefoot College any Tsiafajavona ny
Hamaky ny tohinyNiakatra avo indray ny saina malagasy tany amin'ny Open tao an-drenivohitr'i Tonisia ny zoma teo. Lasan'i Laura Rasoanaivo tokoa mantsy ny medaly volamena teo amin'ny sokajy junior latsaky ny 70 kg.
Hamaky ny tohinyFahombiazana ny fankalazana ny faha-15 taonan' ny Radio Fahazavana ao Toamasina.
Hamaky ny tohinyTontosa ny sabotsy teo ny lalao savaranonando teo amin’ireo klioba divizionina voalohany hifaninana anaty ligin’Analamanga.
Hamaky ny tohiny