- Alatsinainy 06 Febroary 2023
Sport.Koloina Razafindranaivo na « Rakool » Handray 37.600.000 Ariary isam-bolana
Mitentina 96.000 Euro isan-taona na 8000 Euro isam-bolana ny karama ho raisin’i Koloina Razafindranaivo na « Rakool »,
Hamaky ny tohinyMitentina 96.000 Euro isan-taona na 8000 Euro isam-bolana ny karama ho raisin’i Koloina Razafindranaivo na « Rakool »,
Hamaky ny tohinyMisaona ny tontolon'ny taranja tsipy kanetibe eto Madagasikara. Nodimandry ny sabotsy 4 febroary lasa teo i Gérard Naturel izayy filohan’ny federasiona malagasin’ny Tsipy kanetibe teo aloha.
Hamaky ny tohinyNy handrombaka io laharana fahatelo io no tanjonay rehetra aty ary efa vonona daholo ireo mpilalao. Isany notenin'i Roro Rakotondrabe omaly io, raha tafaresaka taminay izy.
Hamaky ny tohinyNovidian'ny Libyanina koa i Tsiry. Hilalao ao amin'ny club Al Attihad koa izy. Saingy hatreto dia try fantatra ny sandan'ny fifanarahana tsy toy ny tamin'i Rakoul.
Hamaky ny tohinyTsy kisendrasendra ireo vokatra azon'i Roro na Romuald Rakotondrabe raha ny lalana nodiaviny no asian-teny .
Hamaky ny tohinyNandritry ny 8 taona be izao ny kapitenin’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra ankehitriny na Barea A, Ibrahim Amada,
Hamaky ny tohiny