- Alatsinainy 20 Martsa 2023
Sport.Judo - Amboaran'i Afrika Junior Nahazo medaly volamena indray i Laura Rasoanaivo
Tena mafy tena mafy raha eo amin'ny sehatry ny judo raha ity Laura Rasoanaivo Razafy ity. Asa aloha izay afitsony eo amin'ny fifaninanana eran-tany fa raha Afrika aloha indrindra ny sokajy junior dia voafehiny tanteraka.
Hamaky ny tohiny
