- Zoma 17 Martsa 2023
Sport.Fanomanan-tena amin’ny Lalaon’ny nosy
Mahatsiaro atao ankilabao tanteraka ny ady totohondry
Hamaky ny tohinyMahatsiaro atao ankilabao tanteraka ny ady totohondry
Hamaky ny tohinyIzay vao raikitra. Roa taona taorian'ny tsy nahafahan'ny CFFA nandeha tany Luanda hiatrika ny lalao miverina
Hamaky ny tohinyHo tontosaina ny alahady 26 martsa izao ny tompondakan’I Madagasikara eo amin’ny taranja hazakazaka na “Telma semi-marathon” andiany fahatelo.
Hamaky ny tohinyVao andro fahasivy dia hita miharihary sahady ny tetikan'ny CFF Andoharanofotsy sy ny Elgeco Plus satria dia tafiditra voalohany sy faharoa ao amin'ny vondrona atsimo.
Hamaky ny tohinyHiverina eny kianja ihany ny kanetibe na dia mbola tsy nivaha aza ny olana mikasika ny sazy nataon'ny Federasiona iraisam-pirenena.
Hamaky ny tohinyNahita lalao niady ny mponina ao Toliara nandritry ny fihaonan'ny 3FB sy Dato omaly tao amin'ny kianja Maître Kira.
Hamaky ny tohiny