Sport

Tompondaka eran-tanin’ny taranja basketball


  • Alarobia 12 Aprily 2023

Anatin’ny fanomanan-tena tanteraka ny Malagasy

Ny 6 sy 7 mey izao no hiatrika ny fifanintsanana ho an’ny tompondaka erantany eo amin’ny taranja Basketball lalaovin’olona 3, sokajy vehivavy, ny ekipam-pirenena Malagasy na Ankoay. Atao any Eilat, Israely, moa izany. Hiatrika ny tompondaka erantany 2023, eo amin’ity taranja ity ary lalaovin’olona 3 hatrany koa ny sokajy lehilahy. Ho an’ny latsaky ny 19 taona hatrany moa eto no resaka, raha ny fanazavana hatrany, ary dia miantso ny rehetra hanohana ny ekipam-pirenena sahady ny federasionina miandraikitra ity taranja ity na ny FMBB ao anatin’izao fanomanan-tena tanteraka ataon’ireo mpilalao malagasy izao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT