- Zoma 10 Martsa 2023
Sport.Orange Pro League Nivoaka nandresy ny CFFA
Miakatra miadana maka toerana any aloha ny CFF Andoharanofotsy taorian'iny fandresena azony omaly tetsy amin'ny By Pass nanoloana ny Disciples FC.
Hamaky ny tohinyMiakatra miadana maka toerana any aloha ny CFF Andoharanofotsy taorian'iny fandresena azony omaly tetsy amin'ny By Pass nanoloana ny Disciples FC.
Hamaky ny tohinyRaha betsaka ireo irakiraka dia toa azo vakiana sahady ny tian'i Nicolas Dupuis ahatongavana. Raha izao mantsy no fisehony dia mety ilay fipetraka lasa be mpanao amin'izao fotoana dia ny 4-1-4-1.
Hamaky ny tohinyLasa mpilalaon'ny Montlouis FC any France i Razafindrabe Rajo na i Berajo. Asa na hoe rehefa any an-dafy dia tsara
Hamaky ny tohinySarotra amiko moa ny hanome lesona mpanazatra matihanina na "professionnel", hoy ny mpamakafaka ara-panatanjahantena, Mirado Rakotoharimalala,
Hamaky ny tohinyTsy dia nisy fahagagana fa tsy sahy nanala ireo sangany tao anaty Barea CHAN i Nicolas Dupuis. Izay koa no tokony ho izy satria tena ao amin'ny tanjany tsara ireo miaramilan'i Roro Rakotondrabe ireo.
Hamaky ny tohinyHo lasa mpiara-miasa akaiky izany manomboka eto ilay mpanazatra malaza, Patrice Beaumelle, sy ny lohalaharan’ny ekipam-pirenena Malagasy amin’ny baolina kitra na Barea,
Hamaky ny tohiny