- Alakamisy 23 Martsa 2023
Sport.Zakanirina Rakotohasimbola na Nina Tsy sahin’i Nicolas Dupuis tsy hajoro
Tsy misy tomika i Nina na Zakanirina Rakotohasimbola, hoy ny mpanazatra ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na Barea,
Hamaky ny tohinyTsy misy tomika i Nina na Zakanirina Rakotohasimbola, hoy ny mpanazatra ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na Barea,
Hamaky ny tohinyTaorian'ny tsy fahatongavan'i Marco Ilaimaharitra dia fantatra koa fa tsy ho avy koa ny zandrin'i Bolida,
Hamaky ny tohinyNy volana novambra 2021 dia nisy ny fifaninanana tohan-kevitra izay nokarakarain’ny rafitra afrikanina “Conférence interafricaine de la prévoyance sociale » na CIPRES ho an’ny firenena mpikambana ao aminy.
Hamaky ny tohinyNotoloran'ny ministry ny Tanora sy Fanatanjahatena ny mari-boninahitra Chevalier de l'Ordre national i Désiré
Hamaky ny tohinyTsy voasazy intsony ny kanetibe malagasy ary afaka mandray anjara eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena raha ny nambaran'ny filohan'ny federasiona, Amir Andriamilerovason.
Hamaky ny tohinyRaikitra e. Efa vonona ny Barea ary efa tonga ny ankamaroan'ireo mpilalao ka namonjy ny hotely Ibis etsy Ankorondrano. Misy aza ireo avy lavitra no efa nanao fanazaran-tena tetsy amin'ny kianja kely tetsy Mahamasina.
Hamaky ny tohiny