Sport

Volley-ball Tsy nahazo kianja mitafo akory


  • Alarobia 12 Aprily 2023

Efa nanantanterahina ny Afrobasket nefa dia nikatona indray rehefa tonga tany an-toerana ny volley-ball

habantobtosa ny fiadiana ny tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny sokajy tanora lahy sy vavy ary ny diviziona faharoa ho an'ny lehilahy sy vehivavy ihany koa. Voatery noho izany ny Federasiona hamindray ny lalao rehetra any amin'ny tobin'ny Akademia miaramila Samy mahafantatra anefa fa ny fifaninanana ofisialy ny volley-ball dia tokoby hatao anaty trano mitafo saingy tsy afa-nanoatra ny Federasionan'ny volley-ball noho ny fandavana ny fanfatahany hiditraka ilay kianja mitafo vaovao Misy tombo sy ala ve ny taranja tsirairay ? Asa aloha fa raha fantatra fa akaiky fitobdrana ny Filohan'ny Federasiona Basket, Michel Ramaroson, ny an'ny volley-ball kosa efa tsy eto an-toerana intsony ny filohany fa dia ny lefitra izay tsy iza fa ilay kapitenin'ny ekipam-pirenena sy ny Star, Mamy Ranaivodon, no miezaka mampandeha ity taranja ity Ary raha izao no mitohy mboa ho sarotra ho an'ity taranja ity no handrombaka ny medaly volamena mandritry ny Lalaon'ny Nosy ho avy eo.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT