• Alatsinainy 13 Martsa 2023
Sport.Tetikasa “National Barefoot College” Vehivavy 17 nivoaka ho injeniera

Notanterahina ny 10 martsa teo tany amin’ny Ivon-toeram-piofanana Barefoot College any Tsiafajavona ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2023
Sport.Judo - Open de Tunis Nahazo medaly volamena i Laura Rasoanaivo

Niakatra avo indray ny saina malagasy tany amin'ny Open tao an-drenivohitr'i Tonisia ny zoma teo. Lasan'i Laura Rasoanaivo tokoa mantsy ny medaly volamena teo amin'ny sokajy junior latsaky ny 70 kg.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2023
Sport.Kitra - Radio Fahazavana Toamasina Resin’ny Mpitandrina ireo solontenam-panjakana

Fahombiazana ny fankalazana ny faha-15 taonan' ny Radio Fahazavana ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2023
Sport.Savaranonandon’ny ligin’Analamanga Nirava ady sahala i Sainte Anne sy Fanalamanga

Tontosa ny sabotsy teo ny lalao savaranonando teo amin’ireo klioba divizionina voalohany hifaninana anaty ligin’Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2023
Sport.Handball- Tillo Andriamiharinosy "Mila miady aloha vao mandresy !"

Faralahiny amin'ny fanohanana amin'ireo taranja hiraisana ny handball. Taranja tia tsy fantatry ny ministera mpiahy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Martsa 2023
Sport.FIBA Word Cup 3x3 Hidona amin'ny rezatra ry Elly

Efa nampoizina ihany fa ho mafy ho an'i Madagasikara ity fiadiana ny ho tompon-daka eran-tany eo amin'ny basikety 3 x 3 hatao any Vienne (Autriche) ny 30 mey ka hatramin'ny 5 jona ity.

Hamaky ny tohiny
FTT