- Talata 21 Martsa 2023
Sport.Tompondakan'ny Afrika eo amin’ny Tennis - U14 Resy teo amin'ny famaranana i Mirija sy Mahery
Nanao ny tsy nambinina ka hiantrao fa havana ory. Izany no azo hilazana an'i Mirija Andriatefihasina sy Mahery
Hamaky ny tohinyNanao ny tsy nambinina ka hiantrao fa havana ory. Izany no azo hilazana an'i Mirija Andriatefihasina sy Mahery
Hamaky ny tohinyMbola miharihary hatrany eto fa misy olana ny tontolon’ny baolina kitra Malagasy na ekena aza fa nisy ny ezaka toy ny tamin’ny fahombiazana nandritra ny CHAN farany teo, izay isaorana an’ireo nanao ny ezaka rehetra.
Hamaky ny tohinyizany hoe fifanintsanana ahazoana ny tapakila iadiana ny tompondaka eran-tany eo amin’ny taranja Basket Ball lalaovin’olona 3,
Hamaky ny tohinyTena mafy tena mafy raha eo amin'ny sehatry ny judo raha ity Laura Rasoanaivo Razafy ity. Asa aloha izay afitsony eo amin'ny fifaninanana eran-tany fa raha Afrika aloha indrindra ny sokajy junior dia voafehiny tanteraka.

Hamaky ny tohiny5 volana sisa tsy ahatongavan’ny volana aogositra, fotoana tokony handraisana ny Lalaon’ny nosy ho an’ireo firenena aty amin’ny ranomasimbe indianina na “Jeux des iles de l’océan indien” eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny