- Alatsinainy 08 Martsa 2010
Politique.Addis Abeba Nidongy Rajoelina, nitsefotra ny fihaonana
Tamin’iny faran’ny herinandro iny dia nahoraka, naely, eny hatramin’ireo haino aman-jerim-panjakana fa tsy raikitra ny fihaonan’ireo lehiben’ny ankolafy any Addis Abeba noho ny tsy fahatomombanana ara-pahasalamana lehibena ankolafy any ivelany.
Hamaky ny tohiny
