• Alarobia 10 Martsa 2010
Politique.Raharaha “Fort Duchesne” Niamboho adidy ny jeneraly !

Mifamahofaho be ihany ny raharaha Fort Duchesne. Resa-bola, 500 tapitrisa ariary no “nampitobaka ny rano” ka nahavoaton-doha ireo lehibe mpifehy isan’ambaratonga eo anivon’ny zandary.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Martsa 2010
Politique.Parlemantera Miantso ireo filohan’ny ankolafy hitory an-dRajoelina

Manoloana ny fandavan’i Andry Rajoelina ny fampiharana ny satan’i Maputo dia heverin’ireo ankolafy telo fa tokony hoentina eo anivon’ny Tribonaly iraisam-pirenena ny ankolafy Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Martsa 2010
Politique.Camille Vital Miezaka mandresy lahatra ireo ankolafy 3

Nandefa iraka manokana nitety ireo ankolafy 3 (Ratsiraka, Ravalomanana, Zafy Albert) nanomboka ny faran’ny herinandro lasa teo ny Praiminisitry ny HAT Camille Vital.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Martsa 2010
Politique.Governemanta Camille Vital Roso ny fakan-kevitra hitiliana izay ho Minisitra

Mety ho amin’ny faran’ity herinandro ity na amin’ny fiandohan’ny herinandro ambony io, ny fanovana indray ny mpikambana eo anivon’ny governemanta Camille Vital, araka ny resaka manomboka mivoaka eny Ambohitsorohitra sy Mahazoarivo eny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Martsa 2010
Politique.Mpianatr’Ankatso Hitety fianarana manomboka anio

Tapitra omaly ny fe-potoana nomen’ireo mpianatra Ankatso ny Fahefana Avon’ny Tetezamia hanomezany valin-teny momba ny fitakiana fanondrotana ny vatsim-pianarana sy ny fanatsarana ny fepetra hampizotra ara-dalàna ny fianarana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Martsa 2010
Politique.Tonton Ambroise Miantso an’i Mangalaza hanangana ny governemantany

Manoloana ny fivadibadihan’ny toe-draharaha politika eto Madagasikara amin’ny tsy naharaikitra ny dinika tokony ho niarahan’ny filohan’ny ankolafy efatra : Zafy Albert, Didier Ratsiraka, Marc Ravalomanana ary i Andry Rajoelina tany Addis Abeba hatry ny omaly dia nandroso tolo-kevitra miendrika fampieritreretana ny ankolafy rehetra ny «Mouvance Légaliste» tarihin’i Tonton Ambroise mba tsy hiantraika amin’ny vahoaka Malagasy 20 tapitrisa ny sazy hampiharin’ny sehatra iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT