- Alakamisy 21 Janoary 2010
Politique.Gabriel Rabearimanana : Raikitra ny fihaonana eny Antsonjombe
Tsy mihemotra ny fihaonana amin’ny vahoakan’Antananarivo kasain’i Monja Roindefo, filoha nasionalin’ny antoko Monima, hatao eny Antsonjombe ny Sabotsy 23 janoary ho avy izao hifampiarahabana noho ny nahatrarana ny Asaramanitra 2010.
Hamaky ny tohiny
