• Zoma 12 Martsa 2010
Politique.Ankolafy Madagasikara Manomboka ny fanisana andro

Nangorom-potsy ny kianjan’ny ara-dalàna omaly. Nanoina ny antson’ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana hanaovana ny akanjo fotsy omaly ireo mpomba ny ankolafy 3.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Martsa 2010
Politique.Lalatiana Ravololomanana “Miala Rajoelina rehefa tsy zakany ny fitantanana”

Efatra andro sisa dia hilatsaka ny sazy raha miziriziry amin’ny lalan-tery samirery ny Fahefana Avon’ny Tetezamita (FAT).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Martsa 2010
Politique.Patrick Mounibou “Izahay no namono ny voay”

Herintaona izao no nijoroan’ny fitondrana Fahefana Avon’ny Tetezamita. Toa tsy misy zavatra mandeha, fa lany andro amin’ny adilahy politika ihany ny fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Martsa 2010
Politique.Raharaha «Fort Duchesne» Ny hevitry ny olona

Na lazaina aza fa iray tsy mivaky ny tafika na koa ny zandary dia hita sy taratra tamin’ity herinandro ity fa tsy milamina ny eo anivon’ireo zandary, ireo mpitandro ny filaminana. Androany miala, rahampitso miverina, poa-basy, barazy, zavatra iainan’ireo mpitandro ny filaminana izany. Ny hevitr’ireo Parlemantera sendra anay

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Martsa 2010
Politique.Gadra politika Nahazo fahafahana vonjimaika i Riri be «ZATOVO»

Nivoaka ny fonjan’Antanimora nitazonana azy omaly Rakotomanana Henri fantatra amin’ny solon’anarana hoe : Riri be, filoha mpanorina ny Zanak’i Toamasina Vonona na «ZATOVO».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Martsa 2010
Politique.Rajemison Rakotomaharo Aza atao takalon’aina ny vahoaka !

Manao ranolava ny fanehoan-kevitry ny mpanao politika taorian’ny atrikasa Teny Ifampierana notanterahina teny Ivato ny 4 sy 5 martsa teo, sy amin’izao ankatoky ny fananganana ny governemantan’ny fisokafana tarihin’ny Praiminisitra Camille Vital izao.

Hamaky ny tohiny
FTT