- Alarobia 03 Martsa 2010
Politique.Fahefana Avon’ny Tetezamita Totoafo ny fivoriana
Tontosa omaly tao amin’ny lapan’Anosikely ny fivoriana fanaon’ireo mpikambana amin’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita isan-kerinandro.
Hamaky ny tohinyTontosa omaly tao amin’ny lapan’Anosikely ny fivoriana fanaon’ireo mpikambana amin’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita isan-kerinandro.
Hamaky ny tohinyNisedra olana ny antoko Tiako i Madagasikara, hatramin’ny nisian’ny krizy teto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNa avy aza ny orana omaly, dia tsy sakana ho an’ireo vahoaka mpanara-dia ireo ankolafy Madagasikara izany fa tonga niara-nientana tao amin’ny Magro ireo mpitolona.
Hamaky ny tohinyMihazakazaka ny fandehan’ny raharaham-pirenena na dia tsy mety hita ihany aza ny vahaolana ary tsy mbola tafatsanagana ilay tetezamita iombonana iaraha-mitantana, araka ny satan’i Maputo.
Hamaky ny tohinyMbola misamboaravoara noho ilay resa-bola ihany ny eo anivon’ny foloalindahy amin’izao fotoana na dia tsy nisy intsony aza ny resaka nivoaka sy ny fanehoan-kevitra tetsy sy teroa, ary mety mbola hitohy ihany io savorovoro io.
Hamaky ny tohinyNa inona na inona zavatra atao eto, dia tsy hisy ho tanteraka raha tsy mifampiresaka sy mifanaraka tsara mihitsy ny samy Malagasy, hoy ny pasitera Mailhol raha nanambara ny heviny tamin’ny fahitalavitra tsy miankina iray momba ny raharaham-pirenena izy ny sabotsy alina teo.
Hamaky ny tohiny