• Alakamisy 04 Martsa 2010
Politique.Atrikasa eny Ivato Tsy hamaha velively ny krizy politika, hoy ny Monima

Nanao fanambarana ny Monima, antokon’ny Praiminisitra teo aloha Monja Roindefo, nilaza fa hanatrika ny atrikasa hotanterahina eny amin’ny Centre de Conférence International eny Ivato manomboka anio sy rahampitso.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Martsa 2010
Politique.Ankolafy Madagasikara Handray andraikitra ny vahoaka raha…

Na handeha na tsy handeha any Addis Abeba ny ankolafy Rajoelina, dia tsy olana ho an’ny ankolafy Madagasikara izany, hoy ny i Tsiandopy Georges, avy amin’ny ankolafy Zafy Albert.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Martsa 2010
Politique.Marc Ravalomanana Miantso mpanara-maso avy amin’ny SADC sy ny Vondrona Afrikanina

Manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena, anisan’izany ny fanitsakitsahina zon’olombelona, sy ny fampihorohoroana dia miantso ny hahatongavan’ny mpanara-maso iraisam-pirenena avy amin’ny Vondrona afrikanina sy ny SADC ny filoha Marc Ravalomanana, raha nanoratra ho an’i Jean Ping, filohan’ny Vaomieran’ny Firaisambe Afrikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Martsa 2010
Politique.Antenimieram-panorenana Sao ho fampandriana adrisa fotsiny ?

Averina any amin’ny vahoaka ny fahefana. Ny Malagasy no masi-mandidy amin’ny hoaviny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Martsa 2010
Politique.Famahana ny krizy Roso amin’ny Addis Abeba II

Hisy ny fivoriana maika hatao any Addis Abeba, ny 8 sy 9 martsa ho avy izao, izay hatrehan’ireo filoha mpitarika ny ankolafy efatra, dia i Didier Ratsiraka, Marc Ravalomanana, Zafy Albert ary i Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Martsa 2010
Politique.Ankolafy telo Hihamafy ny tolona

Tsy mipetraka any an-trano ny fitiavan-tanindrazana. Izany indrindra no antony iantsoan’ireo ankolafy Madagasikara : dia ny ankolafy Ravalomanana, Ratsiraka ary Zafy Albert ny vahoaka rehetra, tsy hanavahana sokajy, na lahy na vavy, indrindra ireo mpiasam-panjakana mba hiray feo sy hanamafy ny fitakiana fa tsy misy lalan-kivoahan’i Madagasikara amin’ny krizy raha tsy ny fampiharana ny satan’i Maputo sy Addis Abeba.

Hamaky ny tohiny
FTT