- Talata 16 Martsa 2010
Politique.Rakotovazaha Olivier «Tsy hihemotra izahay»
Hamaramparana ny tolona ny ankolafy Madagasikara, raha ny lahateny nifandimby re tao amin’ny Magro omaly.
Hamaky ny tohinyHamaramparana ny tolona ny ankolafy Madagasikara, raha ny lahateny nifandimby re tao amin’ny Magro omaly.
Hamaky ny tohinyTsy mieritreritra ny hanome fanampim-potoana ho an’ny ankolafy Andry Rajoelina intsony ny avy ao amin’ny GIC – M, na ny vondron’ny mpanelanelana iraisam-pirenena momba ny krizy eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNahafinaritra ary nahavelombolo, araka ny fanambaran’ireo mpikarakara, ny fiaraha-mientan’ireo Malagasy tia tanindrazana maro avy amin’ny lafy valon’i Lafrantsa sy Belzika, ary koa ireo avy ao amin’ny Ile de France, izay nanao hetsika lehibe, tao Parisy Place de la Nation ny sabotsy 13 martsa lasa teo.
Hamaky ny tohinyTao anatin’ny fiala-nenina farany amin’ny mety handaminana ny fiainam-pirenena sy ny savorovoro politika, tamin’ny herintaona tahaka izao ny filoha Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyAntomotra toa oron-tsaka ny datin’ny 16 martsa, fe-potoana farany nomen’ny Filankevi-pilaminan’ny Firaisambe Afrikanina, hiverenan’ny ankolafy Rajoelina an-databatra boribory hampiharany ny satan’i Maputo sy Addis Abeba.
Hamaky ny tohinyNangorompotsy Antsonjombe ny sabotsy 13 martsa raha vao nanao sioka tokana monja ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana nitaona ny Malagasy hivavaka mba hanjaka eto amin’ity Madagasikara ity ny fahamarinana.
Hamaky ny tohiny