• Alarobia 17 Martsa 2010
Politique.Serge Zafimahova Ny satan’i Maputo ihany e !

Mikiribiby fatratra amin’ny fananganana ny Vaomieram-pirenena mahaleotena momba ny fifidianana ny Fahefana Avon’ny Tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Martsa 2010
Politique.Ankolafy Madagasikara Tapa-kevitra fa hiroso amin’izay

Andro farany tamin’ny fihaonana tao amin’ny Magro Ankorondrano ny omaly, araka ny fanentanan’ny sekretera jeneralin’ny MFM, Rakotovazaha Olivier.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Martsa 2010
Politique.Mpikambana FAT Mandray tsy latsaky ny 17 tap. Ariary isan’olona

Didim-panjakana no namaritana ny mombamomba ny tombontsoan’ireo mpikambana eo anivon’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita. Araka ilay didim-panjakana, 2009-578, dia ao amin’ny sokajy faha-10 amin’ny mpiasam-panjakana ny filohany, ireo mpikambana eo anivon’ny birao ary ireo mpikambana tsotra ao amin’ny FAT.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Martsa 2010
Politique.Herintaona lasa izay … Niditra teny Ambohitsorohitra Rajoelina

Tsy niandry ny lahatenin’i Marc Ravalomanana amin’ny famindrany ny fahefana any amin’ny miaramila, fa tonga dia niditra teny amin’ny lapan’Ambohitsorohitra ny marainan’ny talata 17 martsa 2009 i Andry Nirina Rajoelina, izay notronin’ireo miaramila niandany taminy sy ny mpitolona niaraka taminy hatrizay teo amin’ny kianjan’ny 13 mey.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Martsa 2010
Politique.Fitondrana tetezamita Iza marina no mibaiko ?

Mbola mitovy hevitra tsara ihany ve ny mpitantana eo anivon’ny tetezamita ? Io no fanontaniana manitikitika ny rehetra amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Martsa 2010
Politique.16 martsa 2009 Niaka-dapa ny fiara mifono vy

Herintaona katroka anio 16 martsa, ny faran’ny tolakandro no nivoahan’ireo fiara mifono vy an’ny tafika malagasy nentina andia-miaramila mpikomy nanafika ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT