• Zoma 19 Martsa 2010
Politique.Lisitry ny voasazy Afa-doza i Roindefo sy Ny Hasina Andriamanjato

Omaly no nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny anaran’ireo olona 109 voalaza fa hiharan’ny sazin’ny vondrona afrikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Martsa 2010
Politique.Ampela Manao Politika Tafapetraka ny birao iraisam-paritr’i Toamasina

Nanao fihaonana sy fampahafantarana ny momba ny antoko «Ampela manao politika» na AMP sy ny fijoroan’izany ao Toamasina, ny birao politikan’ny antoko notarihan’ny filohany Dr Rasamoelina Brigitte sy ny Sekretera jeneraly nasionaly, Reveloarisoa Olga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Martsa 2010
Politique.Dian’i Andry Rajoelina tao Manakara Noterena hamoaka 1,250 miliara ny Kaominina

Nanenoneno ny sora-bola notononin’i Andry Rajoelina ho fanampiana ny traboina sy fanohanana amin’ny asa fanarenana ireo simba vokatry ny fandalovan’ny rivodoza «Hubert» farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Martsa 2010
Politique.Hetsika fanavotam-pirenena Mitohy ny hetsiky ny ankolafy telo

Na dia teo aza ny famoretana, ny fisamborana ary ny faharatrana, dia tratra ny tanjona tamin’ny ankapobeny, araka ny fanazavan’ny filoha nasionalin’ny Teza, Rakotoamboa Jean Louis.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Martsa 2010
Politique.Hetsika fanavotam-pirenena Roa naratra, telo voasambotra

Nandratra olona indray ny Fat omaly nandritra ny fidinana an-dalambe nataon’ireo ankolafy telo mivondrona ao amin’ny ankolafy Madagasikara teny Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Martsa 2010
Politique.Nilatsaka ny sazy 109 no voakasika, anisany i Andry Rajoelina

Araka ny fehin-kevitry ny Groupe International de Contact nandritra ny fihaonana faha-5 momba ny raharahan’i Madagasikara tany Addis Abeba farany teo, dia tapitra ny 16 martsa 2010 teo, tamin’ny misasakalina ny famindram-po nomen’ny Vondrona afrikanina sy ny filankevi-pilaminana ao aminy na ny CPS ny Malagasy hampiharana ireo fifanarahana efa nataon’ireo lehibena ankolafy dia ny satan’i Maputo sy ny fifanarahana tovana tany Addis Abeba.

Hamaky ny tohiny
FTT