- Alatsinainy 22 Martsa 2010
Politique.GTT Toulouse : Manohitra ny hetsika hataon’ny TGV any
Mikasa ny hanao hetsika ao Toulouse ny antokon’ny filohan’ny FAT, dia ny Tanora Gasy Vonona ny 27 martsa ho avy izao.
Hamaky ny tohinyMikasa ny hanao hetsika ao Toulouse ny antokon’ny filohan’ny FAT, dia ny Tanora Gasy Vonona ny 27 martsa ho avy izao.
Hamaky ny tohinyHerintaona mahery izao no nihitsoka tanaty krizy lalina i Madagasikara. Izay tolo-kevitra rehetra toa tsy nanjary avokoa hatreto.
Hamaky ny tohinyEo am-pandinihana ny mety ho fampiharana ilay sazy navoakan’ny Vondrona Afrikanina ny firenena maro manana fifandraisana ara-diplomatika amin’i Madagasikara amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyTsy niova hatramin’izao ny fomba fijerin’ny HAT fa izay manakantsakana ny lalana na tsy mitovy hevitra sy fomba fijery aminy dia samborina sy ampidirina am-ponja avy hatrany.
Hamaky ny tohinySambany teo amin’ny tantaran’ny fitondram-panjakana teto Madagasikara tao anatin’ny 50 taona nahazoana ny fahaleovantena, no voasazy iraisam-pirenena tahaka izao ny mpitondra sy izay milaza azy ho mpitondra.
Hamaky ny tohinyFanagiazana ireo fananana any amin’ny banky any ivelany, tsy fahazoana visa, izany hoe tsy afaka handeha na aiza na aiza ny FAT ankoatra an’i Madagasikara, ny fitokana-monina ara-diplomatika, izany hoe tapaka tanteraka ny fifandraisana amin’ny any ivelany.
Hamaky ny tohiny