• Alarobia 24 Martsa 2010
Politique.Vondrona Eoropeanina Mandinika ny fepetra momba an’i Madagasikara

Nisokatra nanomboka ny alatsinainy teo ny fivorian’ny Vondrona Eoropeanina mandinika izay ho fanapahan-keviny momba ny raharaha Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Martsa 2010
Politique.Marc Ravalomanana : Lasibatry ny fitsarana politika

Ara-bakiteny ny an’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita (FAT) ny valy bontana amin’ireo lohandohany mpitarika avy amin’ny ankolafy Madagasikara, taorian’ny nivoahan’ny sazy avy amin’ny Vondrona Afrikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Martsa 2010
Politique.Governamanta Vital Misy minisitra telo mikasa hametra-pialana

Mandeha be ny feo taorian’ny nivoahan’ny listr’ireo olona 109 manana andraikitra ao amin’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita voalaza fa sakana amin’ny fampiharana ny vahaolana hamahana ny krizy efa mitarazoka an-taonany eto Madagasikara, fa misy minisitra mpikambana ao amin’ny governemanta Vital mikasa ny hametra-pialana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Martsa 2010
Politique.Valy bontan’ny FAT Mpivady indray nadoboka eny Antanimora

Ranomaso havozona, hatezerana, hadisoam-panantenana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Martsa 2010
Politique.Manasazy ny Vondrona Afrikanina : Hanampy ny FAT ny Frankôfônia

«Sazin’ny Vondrona Afrikanina fa tsy sazy avy amin’ny Frankôfônia, no nilatsaka tamin’ireo mpitondra malagasy, tokony hikaroka vahaolana hafa isika fa tsy ho variana amin’izany satria naharitra ela loatra ity krizy ity … ka tokony ho ny vahoaka no avela hanapa-kevitra amin’ny alalan’ny fifidianana izay hotanterahana faran’izay haingana».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Martsa 2010
Politique.Fisamborana an’i Monja Roindefo : Mpanolotsainan’i Andry Rajoelina no niketrika azy ?

Mpanolotsaina manokan’ny filohan’ny HAT, araka ny resaka nandeha, no niketriketrika tamin’ny fomba rehetra ny hisamborana ny praiminisitra teo aloha Monja Roindefo, ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT