Politique

GTT Toulouse : Manohitra ny hetsika hataon’ny TGV any


  • Alatsinainy 22 Martsa 2010

Mikasa ny hanao hetsika ao Toulouse ny antokon’ny filohan’ny FAT, dia ny Tanora Gasy Vonona ny 27 martsa ho avy izao.

Manoloana izany indrindra dia nanambara ny Collectif Gasy Tia Tanindrazana na GTT ao Toulouse fa dia manohitra tanteraka izany hetsika izany. Ambaran’ireto farany fa dia mahay mitavana ny fahalalahana omen’ireo mpampiantrano azy ny TGV. Mitavana kanefa tsy mahay mampihatra izany fahalalahana izany amin’ireo mpiray tanindrazana aty Madagasikara, hoy ihany ny fanazavana. Manamafy moa ny Collectif GTT Toulouse fa tsy misy ifandraisany amin’ny Gasy Tia Tanindrazana io hetsika io, araka ny fanambarana, izay manainga ny Malagasy mpiaro ny ara-dalàna tsy hanaiky horebirebena na hofitahan’ireo TGV ireo.  

Nangonin’i Soa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

  • 14 Oktobra 2026
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Sady Fetin'ny Repoblika

  • Fahatsiarovana ny tolom-bahoaka
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Natokana ho andro

  • Boing nalefa any Iran
  • Talata 22 Septambra 2026

Olona 28 sy orinasa 5

  • Fahombiazan'ny diplaomasia
  • Talata 22 Septambra 2026

Manamafy ny fisiany i Madagasikara

Hijery ny tohiny
FTT