- Talata 30 Martsa 2010
Politique.29 martsa 2010 Very hasina ny Firenena
Hafa noho ny hafa, niavaka noho ny fankalazana hatramin’izay ny 29 martsa omaly. Zava-baovao tsy fahita ary zary lasa henatra ho an’ireo milaza azy ho “mpitondra fanjakana” iny fanamarihana ny faha-63 taonan’ny tolom-panafahana iny.
Hamaky ny tohiny
