• Talata 13 Aprily 2010
Politique.Andry Rajoelina Atosiky ny foloalindahy hanaotao foana indray

Nihaona tamin’i Andry Rajoelina tao amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha omaly alatsinainy 12 aprily 2010 ireo lehibe mpifehy eo anivon’ny foloalindahy, zandary sy miaramila, notarihin’ny lehiben’ny Etamazaoro miaramila, ny jeneraly Ndriarijaona André sy ny komandy ambonin’ny zandarimariam-pirenena, ny jeneraly Razafindrakoto Bruno Wilfrid.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Aprily 2010
Politique.Dr Ratefinanahary Emile “Fotoanan’ny fifamelana nasionaly faobe izao”

Mihazakazaka ny toe-draharaham-pirenena nefa tsy ahitam-bokatra ho famahana ny krizy sy ny tsaho miha mahazo vahana tato ho ato. Nitondra ny heviny ary nanaiky hamaly ny fanontanian’ny gazety Tia Tanindrazana, ny Dr Ratefinanahary Emile, anisan’ny mpandrindra ny hetsiky ny Gasy Tia Tanindrazana any eoropa any, araka izao manaraka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Aprily 2010
Politique.Tonton Ambroise Fotoana izao handraisana andraikitra

Anatin’ny kihon-dalana lehibe ny firenena ankehitriny. Herintaona mahery izao tsy manam-pivahana ny krizy nateraky ny fandrombaham-pahefana notarihin’i Andry Rajoelina sy ireo andia-miaramila nioko tamin’ny fitondrana Marc Ravalomanana teto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Aprily 2010
Politique.Rakotovao Vyvato «Tonga ny fotoana hanaporofoana fa tia tanindrazana isika»

Mikatso ny raharaham-pirenena. Toa mihodinkodina tsy mahavaha olana ny mpanao politika raha jerena maimaika. Misavorovoro ny foloalindahy. Ho aiza ity firenena ity?

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Aprily 2010
Politique.Camille Vital Nihaona tamin’ny manamboninahitra frantsay

Mampitombo ny fihaonana amin’ireo karazan’olona sivily sy miaramila tato ho ato ny praiminisitry ny HAT, Camille Vital.

Hamaky ny tohiny
FTT