- Alakamisy 08 Aprily 2010
Politique.Ankolafy telo Hiverina eny Ambohijatovo indray anio
Hatramin’ny 17 martsa lasa teo dia nivoaka ny kianjan’ny ara-dalàna ireo ankolafy telo : Ravalomanana, Ratsiraka ary Zafy Albert. Nanomboka teo dia nivezivezy teny amin’ny Kianjan’ny 13 mey ireo mpitolona mitaky ny fampiharana ny Satan’i Maputo sy Addis Abeba ho fampanjariana ny fiainam-bahoaka.
Hamaky ny tohiny
