- Zoma 16 Aprily 2010
Politique.Me Rakotomanana Heriniana Tsy maintsy mifarana alohan’ny 31 desambra ny tetezamita
Mandray an-tanana tsikelikely ny fitantanana ny fifidianana ny komity mahaleotena miadidy ny fifidianana (CENI). Tontosa omaly mantsy ny famindrana ny fahaiza-manao teo amin’ny fiadidiana ny primatiora lefitra misahana ny atitany sy ity komity ity.
Hamaky ny tohiny
