• Alatsinainy 12 Aprily 2010
Politique.Pasitera Mailhol «Hatolotra ahy ny fitondrana amin’ny 2013»

Manamafy ny pasitera Mailhol fa izy no ho filoham-pirenena amin’ny 2013, ary tsy hoe haka fitondrana izy na hanao propagandy na hirotsaka hofidiana, fa dia hatolotra azy tsotra izao izany fitondrana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Aprily 2010
Politique.Gilbert Raharizatovo Mitsikera ny Fahefana Avon’ny Tetezamita

Manamafy hatrany ny maha zava-dehibe ny fifampiresahana eo amin’ireo ankolafin-kery maro samihafa (tsy voatery ho efatra fotsiny) i Gilbert Raharizatovo, minisitry ny kolontsaina ao amin’ny governemantan’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita, ary filohan’ny antoko RPM.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Aprily 2010
Politique.Ambohijatovo Nipoaka ny lakrimozena, nisy ny voasambotra

Tamin’ny 11 ora antoandro no nifamotoana teny amin’ny kianjan’ny demokrasia ireo mpitolona mitaky ny fampiharana ny satan’i Maputo sy Addis Abeba.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Aprily 2010
Politique.Réactions Ambohijatovo

Manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena dia samy manana ny fahitany ny toe-draharaha ny olom-pirenena tsirairay. Eo aloha ny famoretana, eo ny disadisa eo anivon’ny tafika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Aprily 2010
Politique.Voninahitsy Jean Eugène Hanambara ny heviny momba ny raharaham-pirenena anio

Manoloana ny fihazakazaky ny raharaham-pirenena dia hampiantso ny mpanao gazety amin’ity anio ity manomboka amin’ny 10 ora etsy amin’ny hotely Colbert Antaninarenina i Voninahitsy Jean Eugène sy ireo mpiara-dia aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aprily 2010
Politique.Governemanta Nahilika ny jeneraly Rakotonandrasana Noël

«Manomboka izao dia ny Praiminisitra no hiandraikitra ny fitantanana ny Minisiteran’ny foloalindahy mandra-pisian’ny fanovana ireo mpikambana ao amin’ny governemanta».

Hamaky ny tohiny
FTT