- Alakamisy 15 Aprily 2010
Politique.Seranan-tsambon’i Toamasina Naato tampotampoka ny fanondranana entana
Mafanafana indray ny toe-draharaha eo anivon’ny ladoany Toamasina amin’izao fotoana izao, indrindra hatramin’ny nandavan’ny “receveur”-n’ny ladoany hampihatra ny didim-pitsarana momba ireo kaontenera miisa 69 nahazo rariny tamin’ny fitsarana amin’ny fahazoana manondrana ny «bois de rose» tao anatiny.
Hamaky ny tohiny
