• Alatsinainy 19 Aprily 2010
Politique.Rajaonarivelo Pierrot Kandidan’i Frantsa amin’ny Repoblika faha-4 ?

Efa an-taonany no niketrehana ny fanonganam-panjakana niseho teto amintsika tamin’ny taon-dasa. Araka ny efa fantatra dia nanana anjara lehibe tamin’izany ny firenena tandrefana iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Aprily 2010
Politique.Datim-pifidianana Mampifanolana an-dRajoelina sy Ravalomanana

Matetika voaresaka amin’ny fihaonan’ny governemanta sy ny parlemantera any frantsa ny raharaha eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Aprily 2010
Politique.Jeneraly Ramakavelo Desiré «Aza terena handray fahefana ny miaramila»

Anisan’ireo mpanao politika manahy ny amin’ny fizotry ny toe-draharaha amin’izao fotoana ny jeneraly Ramakavelo Désiré izay mpikambana ao amin’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Aprily 2010
Politique.Jeneraly Rakotonandrasana Noël Nivadika ho mpanao politika tanteraka

Nanamafy ilay tranokala filazam-baovao frantsay «l’Express.fr», araka ny vaovao voaangony fa tena fikasana hanongam-panjakana no antony nanesorana ny jeneraly Rakotonandrasana Noel, minisitry ny foloalindahy teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Aprily 2010
Politique.Ankolafy telo Hanoman-tena eny Tanjombato fa hiditra an’Ambohijatovo

Nitohy nanamasaka ny tolona tao amin’ny Magro Behoririka ny ankolafy telo manohana ny ara-dalàna omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT