• Alarobia 28 Aprily 2010
Politique.Ankolafy telo Hanao hetsika goavana ao amin’ny kianjan’Alarobia

Miantso ny vahoaka malagasy ho tonga maro ao amin’ny kianja monisipalin’Alarobia amin’ny famelabelaran-kevitra izay hotontosain’ireo mpanao politika mitaky ny fampiharana ny satan’i Maputo anio alarobia manomboka amin’ny 10 ora maraina ireo komity mpikarakara isaky ny boriborintany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Aprily 2010
Politique.Satan’i Pretoria Hitovy amin’ny tany Maputo sy Addis Abeba ihany ?

Tsy dia hifanalavitra loatra tamin’ny zavatra nifanarahana tany Maputo sy ny fifanarahana tovana tany Addis Abeba ny mety ho endriky ny fifanarahan’i Pretoria, izay hosoniavina aorian’ny fihaonan’ireo filohan’ny ankolafy, anio hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aprily 2010
Politique.CCOC “Tsy tokony hirotsaka hofidiana i Andry Rajoelina”

“Halohalika ny ranom-bary ! Maninona no tsy mety mifampiraharaha foana, herintaona aty aoriana?”. Fanontaniana napetrak’ireo firaisamonim-pirenena mivondrona ao amin’ny vondron’ireo olom-pirenena sy ny fiarahamonim-pirenena na ny CCOC ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT